Reader ready.
Prophet Manner of Performing Prayer (Book - Malagasy)
A book in Malagasy in which the author shows in brief the Prophet's prayer from the beginning to the end.
Contributors
AuthorsAbdul Aziz bin Abdullah bin Baz
PublishersIslamic Propagation Office in Rabwah
Download all material files
2 files • 30 MB
Material files
1 / 2Social-friendly share text
Faly aho mizara izany aminao:
📘 NY FOMBA FANAOVAN’NY MPAMINANY (صلى الله عليه وسلم) SWALAT SY NY FOMBA FANAOVANA WOZO (Malagasy)
📝 Ity dia boky bely manazava amintsika an-tsary ny fomba fanaovan’ny Mpaminany Swalat sy ny fomba fanaovana Wozo. Hoy indrindra ny mpanoratra azy ao amin’ny teny fampidirana hoe:"Indro teny fohy, manazava ny fomba fanaovan’ny Mpaminany (SAW) Swalat; atolotro ho an’ny mpino Islamo rehetra, lahy sy vavy, mba hahatonga an’izay rehetra mamaky azy ity hiezaka haka tahaka azy (SAW) amin’izany, araka ny teniny manao hoe:"Ataovinareo tahaka ny nahitanareo ahy nanao azy ny Swalat". Notaterin’i Al-bokhàri". Koa manentana antsika rehetra mba hamaky an’izany sy hanazava an’izany amin’olona.
🔗 https://b.islamhouse.com/mg/books/2824515